Entry dababaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny rano feno be loatra, mihoatra ny mety: Dababaka loatra indray itỳ rano amin' ny tanin' anandrano ka sao dia mahalò azy [Rajemisa 1985]
French definition Plein, débordant, se dit des liquides seulement [Abinal 1888]
Derivations 

2013/09/07