Entry bozenizeny (zenizeny (zeny))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [1.1]
 Vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [1.62]
Examples Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy. [2.356]

Updated on 2023/01/20