|
|
|
|

Entry1  botraika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy [1.1]
Compound words 

Updated on 2020/07/31