Entry borosy
Part of speech noun
Malagasy definition Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [Rajemisa 1985]
French definition brosse
¶ pinceau [Abinal 1888]
Derivations 
Origin French: brosse.
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [Rabemolaly: Fary]

2019/10/31