Entry boredika
Part of speech noun
Malagasy definition Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
¶ Teny tsy fantatra, teny baiko. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2014/08/03