|
|
|
|

Entry1  borabora
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
4 Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
5 Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
6 Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [1.1]
Explanations in English  7 slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [1.2]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Anagrams  borabora, 27 robaroba

Updated on 2025/12/08