Entry borabora
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [1.1]
Explanations in English Slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [1.2]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31