Entry bontanaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31