Entry |
boninkazo > voninkazo
|
Elementary words | vony ; hazo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [1.1]
|
Explanations in English | A flower [1.7]
|
Explanations in French | Fleur [1.8]
|
| (de vony : fleur et
hazo : arbre).
Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe.
Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés.
[1.196]
|
Examples |
1 | Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817]
|
2 | Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona!
[2.529]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
Illustrations |
|
|