Entry bonibony
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [Rajemisa 1985]
Explanations in English puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [Richardson 1885]
Explanations in French (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [Abinal 1888]
  [Tankarana] sorte de rougeole. § ròfotra. [David: Dialectes (takila B)]
 rubéole [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Synonyms bonobono

Updated on 2020/07/31