Entry bolivianina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo): Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta
Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: bolivien.
Analogs  Bolivia

Updated on 2020/07/31