Entry bolaky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa [1.1]
Explanations in English A pulley [1.7]
Explanations in French Palan, poulie [1.8]
Origin English: block and tackle.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31