Entry boiboika
Part of speech noun
Malagasy definition Vay, fery maharitra ary manitatra
Mitovy hevitra: dridra [Rajemisa 1985]
English definition a foul protuberant ulcer. [Richardson 1885]
French definition ulcère [Rajemisa: Vakoka]
Examples izao kosa no karazan' aretina boiboika. [Callet: Tantara, page 116]
Vocabulary 

Entry boiboika
Part of speech noun
Malagasy definition Fivoahan' ny rano na ny ra mivoaka tsy an-kijanona avy ao anatin' ny tany na ny tena, fifantsitsirana [Rajemisa 1985]
English definition the bubbling or gurgling, as water in a spring. [Richardson 1885]
 a bubbling up; a gurgling sound [Hallanger 1973]
French definition action de jaillir; bruit du jaillissement [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms boika

2016/08/26