|
|
|
|

Entry1  boboboboina
Root  2 bobobobo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asitrika ao anaty rano
5 Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany: Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny erỳ an-dafin-drano [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/12/08