Entry biriky
Part of speech noun
Malagasy definition Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo [Rajemisa 1985]
English definition a brick [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition brique [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Origin English: brick (a). French: brique (une).
Compound words, titles, names 
Examples 
1Nosokirinay ho lasa trano ny biriky. [FOFAFIPE: Haivola, page 80]
2Ny tiako, dia ny mba ho trano fiangonana biriky. [Profita: Ranary, page 117]
3Ary hatao tafo tanimanga sy rindrim-biriky madio ivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 29]
Articles 
Illustrations 

2017/06/29