Entry birao (bira)
Part of speech imperative of passive verb biraina [full list]

Entry birao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Latabatra fanoratana [1.62]
Examples Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472]
Morphology 
Simple : birao, biraoko, biraonao, biraony, biraontsika, biraonay, biraonareo, biraon', biraon-, biraom-
Origin French: bureau.

Entry birao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Efitra na trano fiasana na fandraharahana [1.62]
Compound words 
Origin French: bureau.

Entry birao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. [1.62]
Origin French: bureau.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31