| Entry | 1 bilisitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [angl. blister] Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main' ny rano mangotraka na raha niasa tamin' ny angady na famaky ny felatanana
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|