|
|
|
|

Entry1  biblia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.38#115] ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. Ny teny grika hoe Biblia (pl) avy amin' ny Biblos no nihaviany. Ny hoditra anatiny tamin' ny zozoro no natao hoe « biblos ». Ny hevitry ny « biblia » kosa, raha ara-bakiteny, dia boky kely maromaro ; fa taoriandriana noho ny fahazarana dia noheverina ho boky maromaro fotsiny izy.
Explanations in French  4  [1.3] Bible
Synonyms  5  baiboly

Updated on 2020/07/31