Entry bibikely (biby, kely)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ireo biby madinika ankapobeny izay mizara telo ny vatany: ny lohany, ny tratrany ary ny kibony. Misy karazany maro ny bibikely arakaraka ny toetran' ny elany na ny tsy fisiany mihitsy:misy lava mahitsy ny elany (ny valala); misy manana elatra roa an-daniny avy ka mifanarona (ny voangory); na mipetaka eo an-tenatenany ny elany roa an-daniny avy (ny renitantely); misy tsy manana afa-tsy elatra iray tsotra andaniny avy (ny lalitra); ary misy aza tsy manana elatra mihitsy (ny hao, ny parasy) [1.1]
Explanations in English An insect of any kind. [1.2]
 An insect [1.7]
Explanations in French Insecte [1.8]
Examples 
1Mihetsika mafy ny bibikely! [2.270]
2Poatoizay dia ho faty ny bibikely. [2.442]
Vocabulary 
Titles Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely
Proverbs 

Updated on 2023/08/12