Entry Betsimitatatra
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [1.10]
Explanations in French Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. [1.3]
Vocabulary 
Illustrations 

Updated on 2023/05/19