Entry be minono
Elementary words be ; minono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] [ beminono ] Zaza 18 taona no miakatra [1.78]
  [Tsimihety] [ beminono ] Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra [1.1]
 Ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana [1.1]
Examples Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) [2.436]
Analogs  mpinono lehibe

Updated on 2023/01/01