Entry be marenina
Elementary words be ; marenina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mihaino anatra, be ditra, mafy sofina [1.1]
Examples 
1Mandehana ento miakatra ny omby, hoy i Kadadra, izany no tahotra ahy ka mianatra ny bemarenina mianakavy [2.895]
2Ambonin' izay, mbola nanao bemarenina ny fitondram- panjakana ary saika hiroso amin' ny fanapahina karama ihany na dia nahazo rariny teo anatrehan' ny Fitsarana tampony aza ny Sendikan' ny mpitsara (Smm), izay nampakatra ny raharaha teny amin' ny fitsarana. [4.27]

Updated on 2023/01/01