Entry bedy
Part of speech noun
Malagasy definition Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
¶ Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
¶ Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
¶ Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms bedibedy

2013/01/09