| Entry | 1 bevava |
| Elementary words | 2 be, 3 vava |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 [Antesaka] basivava
[1.78] 6 [Tanala] basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [1.78] 7 (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1] |
| Explanations in English |
8 [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly.
[1.2] |
| Explanations in French |
9 [Antesaka] bavard
[1.82] |
| Other spellings | 10 be vava |
| Synonyms | 11 betaimbava |
| Updated on 2026/02/04 |
|