|
|
|
|

Entry1  batisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1]
Explanations in English  4  baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2]
Explanations in French  5  baptême (pour les protestants) [1.5]
Examples  6  Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera. [2.499#]
7  Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#]
8  Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#]
Vocabulary  9  Religions, Beliefs
Other spellings  10  badisa
Compound words 
Article  12  Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13  batisa, sabita

Updated on 2022/07/30