|
|
|
|

Entry1  batavia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' akondro bozenizeny fa be voa
Explanations in English  4  [1.2] a variety of banana. See under akondro.
Explanations in French  5  [1.19] [Tankarana] variété de bananier ; fruits abondants, bananes jaunes-verdâtres.
6  [1.196] Variété de bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), toujours naine, probablement importée de Java. Apprécié pour les plantations parce que d'un entretien plus facile. [Betsimisaraka]
Examples  7  orona kosa anirian' ny viha toa akondro batavia, milenodenoka, ary somary mihataka kely lavidavitra eny ny ravinala mipararetra tsofin' ny rivotra, dia ravintatamo no mitalapetraka eny ambonin' ny rano, tetezin' ny taleva lava tongotra. [2.499]
Vocabulary  8  Botany: fruit
Scientific name 

Updated on 2020/07/31