Entry basin-
Part of speech morphological form of the word basy
Examples 
1Toram-poana, tahaka an-dRangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika [Rinara 1974, number 270]
2Apetraho ny basin' ialahy, fa ity elo mena ity no entiko hamitana ny fanjakan' ialahy. [Randriamamonjy: Tantara, page 391]
3Mbola nisy nirefotra ihany avy ary amin' ny miaramila, fa ny basin' i Feno no nangina. [Andraina: Mitaraina]

Entry basin
Part of speech noun
Malagasy definition  finga: a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash [Richardson 1885]
  koveta: a bowl or basin for washing, etc [Hallanger 1973]

2019/12/02