|
|
|
|

Entry1  barikan-doha
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3 [Betsimisaraka] taolan-doha, karandoha [1.78]
4 [Tanala] karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany) [1.78]
Vocabulary  5  Biology

Updated on 2026/02/04