Entry | 1 baribary |
Root | 2 bary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 mitovy hevitra amin' ny bary 5 enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1] |
Explanations in English |
6 large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2] 7 open; evident, known [1.7] |
Explanations in French |
8 évident [1.3, 1.8] 9 ouvert en grand [1.3] 10 grand ouvert [1.8] |
Examples |
11 Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895] 12 Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |