| Entry | 1 baribariana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba:
4 Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza ! 5 masiaka sy tsy mamindra fo: 6 Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao [1.1] 7 Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa 8 fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. [1.353#I] |
| Explanations in French |
9 barbares
[1.3] |
| Examples |
10 Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka.
[2.113]
|
| Updated on 2025/11/17 |
|