| Entry | 1 baradida |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Bara] Tehina vita amin' ny hazo mafy, tsy dia lava loatra, ataon' ny Baralahy fiadiana ka tsy misaraka aminy raha vao mivoaka ny trano izy na aiza na aiza alehany
[1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|