Entry baorina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina
¶ Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [Rajemisa 1985]
Origin French: borne.
Illustrations 

Updated on 2020/07/31