Entry baondy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [Rajemisa 1985]
English definition   the ace in playing cards. [Richardson 1885]
French definition   as [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Quotes  
Illustrations  

Updated on 2012/11/03