Entry | bambo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | [Provincial] For bao [1.2] | |
Entry | bambo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Ambin-javatra nozaraina, ka tsy maintsy tapahana tsikelikely indray mba ho zaraina amin'ny rehetra koa mba tsy ho misy ho maty antoka, zavatra hikambanana [1.78] | |
Explanations in French | [Tankarana] Surplus d'un partage, partagé ensuite. [1.19] | |
Anagrams | bambo, bomba |
Updated on 2020/07/31 |