|
|
|
|

Entry (1/2)1  bambana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#B.46] toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana
4  [1.62] toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy
Explanations in English  5  [1.2] [Provincial] a boundless space
Examples  6  Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [1.62]
Compound words 

Entry (2/2)12  bambaña
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Tambahoaka] adaladala

Anagrams  15  bambana, bambaña

Updated on 2023/10/24