Entry bambana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana [1.10]
 Toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy [1.62]
Explanations in English  [Provincial] A boundless space [1.2]
Examples Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [1.62]
Compound words 

Entry bambaña
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Adaladala [1.78]

Updated on 2023/10/24