Entry baliaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka [Rajemisa 1985]
Explanations in English same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [Richardson 1885]
Explanations in French ouvert, équarquillé, décolleté [Abinal 1888]
Explanations in Malagasy mivelatra be [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Derivations 
Morphology 
baliaka
balia-
Examples 
1Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [Rajaonarivelo: Bina, page 52]
2Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 175]
3Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 96]

Entry baliaka
Part of speech noun
Explanations in French Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. [Boiteau 1997]

Updated on 2020/07/31