Entry balelaka (belaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka
Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ [1.1]
Explanations in French Bien ouvert et peu profond [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/10/24