|
|
|
|

Entry (1/2)1  baibona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka
Explanations in English  4  [1.7] the end of a rivet
Explanations in French  5  [1.8] le bout à river
Vocabulary  6  Technology
Compound words 

Entry (2/2)8  baibona
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony

Anagrams  11  ababony, baboina, babonay, baibona, bobaina, ibobana, nobabia

Updated on 2023/07/19