|
|
|
|

Entry1  Baiboly
Part of speech  2  name (book title) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.38#115] ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.
4  [1.1] Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao
Explanations in English  5  [1.2] the Scriptures, the Bible
Explanations in French  6  [1.3] nom que les Protestants donnent à la Bible
Examples  7  Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445]
8  Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356]
9  Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528]
10  dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59]
11  Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649]
Vocabulary  12  Holy Scriptures
Synonyms  13  biblia
Titles  14  Abidin' ny Baiboly (Randrianasolo Bernard)
15  Diksionera amin' ny Baiboly (Evans)
16  Ny Baiboly (Rabary Jean-Joseph)
17  Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J)
18  Ny Diksionary amin' ny Baiboly ()
Article  19  Randzavola: Baiboly
Table of Contents 

Updated on 2024/01/22