Entry baha > vahana (vaha)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany
¶ alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina
¶ esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly
¶ tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [Rajemisa 1985]
French definition   qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt [Abinal 1888]
Examples   Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention) [Abinal 1888, page 798]
Morphology  
vahana
vahako
vahanao
vahany
vahantsika
vahanay
vahanareo
vahan'
vahan-
vaham-
vaha-
novahana
novahako
novahanao
novahany
novahantsika
novahanay
novahanareo
novahan'
novahan-
novaham-
novaha-
hovahana
hovahako
hovahanao
hovahany
hovahantsika
hovahanay
hovahanareo
hovahan'
hovahan-
hovaham-
hovaha-
vahao

Entry baha > vahana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo [Rajemisa 1985]
French definition   les dimensions du corps, des troncs d'arbre [Abinal 1888]
Compound words, titles, names  

Entry baha > vaha
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry baha > vaha
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Sihanaka] reraka, sasatra [Rakotosaona 1972]

Entry baha > vaha
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] trano fiompiana biby na vorona [Rakotosaona 1972]

Entry baha > vaha
Part of speech   conjunction [list]
Malagasy definition   [Taisaka] sy, ary [Rakotosaona 1972]

Entry baha > vaha
Part of speech   noun
French definition   solution
¶ vahan'ny fampimirana iray: solution d'une équation, racines d'une équation
¶ vaha torana: solution unique [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry baha > vaha
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] fakan-kazo [Rakotosaona 1972]

Entry baha > vaha
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] garaba [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [Rakotosaona 1972]

Entry baha > bahana
Part of speech   noun
English definition   sitting or standing in a straddling manner. [Richardson 1885]
   a straddling [Hallanger 1973]
French definition   Position des membres écartés, surtout des jambes [Abinal 1888]
   position des jambes écartées [Hallanger 1974]
Examples  
1Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [Andraina: Mitaraina, page 230]
2Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 44]
Derivations  
Quotes  

Entry baha > bahana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [Rajemisa 1985]
English definition   an impediment, a hindrance, a barrier. [Richardson 1885]
French definition   barrière [Abinal 1888]
Derivations  

Entry baha > vahatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] fakan-javamaniry [Rakotosaona 1972]
   Faka, fototra: Vahatry ny aina [Rajemisa 1985]
   faritry ny zavamaniry mamikitra azy amin'ny tany [SLP: Voambolana]
French definition   racine [SLP: Voambolana]
   (toute l'île, moins l'Imerina) (prononcé vahatsa dans le Sud). Nom malgache de la racine et par extension de toute la partie souterraine d'une plante : rhizome, etc. En Imerina, on dit plutôt faka. [Boiteau: Végétaux]
Examples  
1Vahatra faka toy ny fakan-kazo. [Dahle: Angano, page 221]
2Mahatsiaro tena ho voaendaka ny eritreriny, voahozongozona ny maha izy azy ka mikaroka vahatra hamikirana izy. [Razafiarivony: Harivolana, page 144]
Vocabulary  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word vahatra (1): Ambahatra

Entry baha > vahatra
Part of speech   noun
French definition   [Betsimisaraka, Sihanaka] (de vahatra). Danais ligustrifolia Baker et Danais cernua Baker (Rubiaceae). Les racines, naturellement colorées en jaune orangé, fournissent une teinture très appréciée. Cette réputation était si établie que le mot vahatra, pris adjectivement, était souvent substitué à une célèbre renommée (voir vahatsy). D'après J.P. Domenichini, Catalogue de l'Exposition ; « Lamba Malagasy » (Tissus malgaches) Musée d'Art et d'Archéologie, Tananarive, 1978, on obtenait la teinte rouge pourpre en écrasant la racine avec une matière basique, par exemple des os de sèche pilés ; en l'écrasant en milieu acide, avec du jus de citron, on obtenait par contre une teinte jaune doré ou orange clair. La matière colorante ou danaïne a été extraite pendant la 2e Guerre mondiale par Boiteau pour remplacer les réactifs colorés devenus introuvables (teinture de tournesol). En solution alcoolique, elle est d'un beau jaune presque vert pH = 6,8, et vire au rouge pourpre à pH = 7. Les empiriques administrent la décoction de ces racines dans le traitement des fièvres ; mais elles ne contiennent pas d'alcaloïde. [Boiteau: Végétaux]
Examples  
1Vahatra faka toy ny fakan-kazo. [Dahle: Angano, page 221]
2Mahatsiaro tena ho voaendaka ny eritreriny, voahozongozona ny maha izy azy ka mikaroka vahatra hamikirana izy. [Razafiarivony: Harivolana, page 144]
Vocabulary  
Scientific name   Danais ligustrifolia