Entry badenina
Part of speech adjective
Malagasy definition Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja
¶ Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [Rajemisa 1985]
English definition dizzy [Richardson 1885]
French definition qui est ébloui, qui a des vertiges [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms badena

2015/08/17