Entry | babantany (baba, tany) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Fatratra, tsy erany loatra (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin' ny famadihana izay [1.1] | |
Explanations in English | Enormous, used of any thing; marvelous, used of any act good or bad. [1.2] | |
Explanations in French | Superbe, prodigieux, qui excède la mesure en bien ou en mal [1.3] | |
Proverbs | Proverbs containing the word babantany | |
Updated on 2020/07/31 |