|
|
|
|

Entry1  babangala
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny [1.1#134]
4 trano nilaozana, nafoy, ka nesorina na niala hatramin' ny varavarana:
5 Zary babangala ilay trano nilaozan-tompo [1.62#174]
Explanations in English  6 used of a house the roof of which is in a very dilapidated condition, and whose doors and windows have been removed [1.2#75]
Explanations in French  7 se dit d'un maison abandonnée sans portes ni cloisons [1.3#70]
Other spellings  8 babangoala
Illustrations 

Updated on 2025/11/17