|
|
|
|

Entry (1/8)1  ba
Part of speech  2  conjunction
Explanations in Malagasy  3  mba [Taisaka] [1.78]
4  mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [Tanala] [1.78]
Explanations in French  5  marque l'interrogation [Taisaka] [1.82]
Tables and plates  6  All the conjunctions

Entry (2/8)7  ba
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fery, vay [Tanosy] [1.78]
Vocabulary  10  Health
Proverbs  11  Proverbs containing the word ba

Entry (3/8)12  ba
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
15  Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
Explanations in English  16  bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
17  a measure in music; time in music [1.7]
Explanations in French  18  mesure en musique [1.8]
Examples  19  Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12]
Vocabulary  20  Music: (in general)
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word ba

Entry (4/8)23  ba
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
26  Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
Explanations in English  27  stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
28  knitting [1.7]
Explanations in French  29  [français bas] tricot [1.8]
Vocabulary  30  Economy: clothing
Derivatives 
31  Active verbs :
32  Names :
Compound words 

Entry (5/8)35  ba
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [Sakalava] [1.1]
Explanations in English  38  a shrub [Sakalava] [1.2]
Vocabulary  39  Botany: tree

Entry (6/8)40  ba
Part of speech  41  noun
Explanations in Malagasy  42  [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
43  Dabilio [1.1]

Entry (7/8)44  ba~
Part of speech  45  prefix
Explanations in English  46  a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Entry (8/8)47  Ba
Part of speech  48  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  49  Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  50  Barium. [3.1]
Vocabulary  51  Chemistry
Tables and plates  52  Periodic Table

Updated on 2024/09/07