Entry ba
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mba [1.78]
  [Tanala] Mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Marque l'interrogation [1.82]

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Fery, vay [1.78]
Vocabulary 
Synonyms bay
Proverbs 

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
Explanations in English Bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
 A measure in music; time in music [1.7]
Explanations in French Mesure en musique [1.8]
Examples Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy [4.12]
Vocabulary 
Compound words 
Origin English: bar. French: battre (la mesure).
Proverbs 

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
Explanations in English Stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
 Knitting [1.7]
Explanations in French [français bas] tricot [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Origin French: bas.

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [1.1]
Explanations in English  [Sakalava] A shrub [1.2]
Vocabulary 

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
Dabilio [1.1]
Origin French: banc.

Entry ba~
Part of speech prefix [Words with ba~]
Explanations in English A prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Entry Ba
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Barium. [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11