Entry (1/5) | 1 boty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lalana tery [1.1] |
Entry (2/5) | 4 boty |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 8 bôty |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 Mahantra, ory, botry [1.78] |
Entry (4/5) | 11 boty |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny) [1.10] 14 Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10] 15 Kamboty [1.78] |
Explanations in French |
16 Orphelin [1.19] 17 Veau pour sacrifice [1.19] |
Derivatives |
|
Synonyms | 19 bôty |
Entry (5/5) | 20 boty |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 Votsy [1.78] |
Anagrams | 23 boty, toby |
Updated on 2020/07/31 |