Entry | 1 azera |
Root | 2 zera |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io |
Explanations in English |
5 [1.7] to be thrown or cast down. |
Explanations in French |
6 [1.3#872, 1.8] qu'on jette à terre; avec quoi on bat |
Examples |
7 Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [2.508] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word azera |
Anagrams | 14 areza, azera |
Updated on 2023/01/20 |