Entry aza fady
Elementary words aza ; fady
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao [1.1]
Explanations in English An apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc. [1.2]

Updated on 2023/01/01