Entry | 1 avy tsy nasaina nasesiky ny razana |
Elementary words | 2 avy, tsy, asaina, asesika, razana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy |
Updated on 2023/04/12 |